773 B
773 B
tonga ny tenin'i Yaveh
Ity dia sarin-teny izay nampiasaina hampidirana zavatra izay noresahan'i Yaveh tamin'reo mpaminaniny sy ny olony. D.H: "niresaka ity hafatra ity i Yaveh" na "Yaveh dia niresaka ireo teny ireo"
ny ratsy rehetra izay nataony teo imason'i Yaveh
Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaràn'i Yaveh. D.H: "ny ratsy rehetra izay nataon'i Basa teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh" na "ny ratsy rehetra nataon'i Basa izay noheverin'i Yaveh ho ratsy"
mba hampatezitra azy
Ny anarana "hatezerana" dia azo aseho amin'ny teny hoe "tezitra". D.H: "ka mba hampahatezitra loatra an'i Yaveh." na "izay hampahatezitra loatra an'Andriamanitra"
amin'ny asan'ny tanany
Ny tanana dia maneho an'i Basa na ireo asany. D.H: "tamin'ireo zavatra efa nataon'i Basa"