plt_tn/1ki/15/31.md

853 B

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Israely ve ireo?

Ity fanontaniana ity dia nampiasaina hanomezam-baovavao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao mahakasika an'i Nadaba dia voasoratra ao amin'ity boky ity. Ity fanontaniana fampisainana ity dia mety voasoratra ho fanambaràna. D.H: "ireo dia vasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanajakan'Israely."

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Israely ve ireo?

D.H: "nisy olona nanoratra nahakasika ity tao amin'ny Bokin'ny tanataran'ny mpanjakan'Israely."

tamin'ny andron'izy ireo rehetra.

Ny teny "andro" dia manambara vanim-pototana, ary "ny andron'izy ireo rehetra" dia maneho ny vanim-potoana rehetra izay naha mpanjaka an'i Asa sy Basa. D.H: "ny fotoana rehetra izay nanjakan'izy ireo teo amin'ny Joda sy Israely."