# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Israely ve ireo? Ity fanontaniana ity dia nampiasaina hanomezam-baovavao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao mahakasika an'i Nadaba dia voasoratra ao amin'ity boky ity. Ity fanontaniana fampisainana ity dia mety voasoratra ho fanambaràna. D.H: "ireo dia vasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanajakan'Israely." # moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Israely ve ireo? D.H: "nisy olona nanoratra nahakasika ity tao amin'ny Bokin'ny tanataran'ny mpanjakan'Israely." # tamin'ny andron'izy ireo rehetra. Ny teny "andro" dia manambara vanim-pototana, ary "ny andron'izy ireo rehetra" dia maneho ny vanim-potoana rehetra izay naha mpanjaka an'i Asa sy Basa. D.H: "ny fotoana rehetra izay nanjakan'izy ireo teo amin'ny Joda sy Israely."