plt_tn/1ki/14/14.md

20 lines
840 B
Markdown

# handringana ny fianakavian'i Jeroboama
Miresaka ny mpanjakan'Israely vaovavo mamotika ny fianakavian'i Jeroboama sy manakana azy tsy hanan-taranaka toy ny hoe olona izay manapaka rantsana amin'ny hazo ny mpanoratra. DH: "nandringana ireo taranak'i Jeroboama"
# Yaveh dia hanafika an'Israely toy ny volotara hozongozonin'ny rano
Mampiasa fampitahana ny mpanoratra eto mba hanambarana ny fomba hitsaran'i Yaveh ny olon'Israely. DH: "Hanafika ny vahoakan'Israely toy ny volotara ahozongozon'ny rano Yaveh"
# toy ny volotara hozongozonin'ny rano
DH: "tahaka ny renirano manozongozona volotara"
# hanongotra an'Israely hiala eo amin'io tany tsara
Ampitahain'i Yaveh amin'ny hazo izay hongotany amin'ny tany ny fakany Israely. DH: hanala ny vahoakan'Israely amin'izany tany tsara izany Izy"
# Hanaparitaka azy ireo
"hampiely azy ireo"