# handringana ny fianakavian'i Jeroboama Miresaka ny mpanjakan'Israely vaovavo mamotika ny fianakavian'i Jeroboama sy manakana azy tsy hanan-taranaka toy ny hoe olona izay manapaka rantsana amin'ny hazo ny mpanoratra. DH: "nandringana ireo taranak'i Jeroboama" # Yaveh dia hanafika an'Israely toy ny volotara hozongozonin'ny rano Mampiasa fampitahana ny mpanoratra eto mba hanambarana ny fomba hitsaran'i Yaveh ny olon'Israely. DH: "Hanafika ny vahoakan'Israely toy ny volotara ahozongozon'ny rano Yaveh" # toy ny volotara hozongozonin'ny rano DH: "tahaka ny renirano manozongozona volotara" # hanongotra an'Israely hiala eo amin'io tany tsara Ampitahain'i Yaveh amin'ny hazo izay hongotany amin'ny tany ny fakany Israely. DH: hanala ny vahoakan'Israely amin'izany tany tsara izany Izy" # Hanaparitaka azy ireo "hampiely azy ireo"