plt_tn/1ki/14/04.md

348 B

Indro, ho avy eto aminao ny vadin'i Jeroboama

Eto ny teny hoe "Indro" dia midika hoe "henoy".

hitady toro-hevitra

Ny anarana hoe "torohevitra" dia afaka atao matoanteny. DH: "tonga mba hanontany anao"

Izao sy izao lazaina azy

Ny teny hoe "izao sy izao" dia midika fa nilaza tamin'i Ahia izay ho lazaina i Yaveh. DH: "Izao lazaina aminy"