plt_tn/1ki/14/04.md

12 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro, ho avy eto aminao ny vadin'i Jeroboama
Eto ny teny hoe "Indro" dia midika hoe "henoy".
# hitady toro-hevitra
Ny anarana hoe "torohevitra" dia afaka atao matoanteny. DH: "tonga mba hanontany anao"
# Izao sy izao lazaina azy
Ny teny hoe "izao sy izao" dia midika fa nilaza tamin'i Ahia izay ho lazaina i Yaveh. DH: "Izao lazaina aminy"