plt_tn/1ki/13/06.md

503 B

Mangataha sitraka amin'i Yaveh Andriamanitrao

Ny anarana hoe "sitraka" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "Mangataha mba ho afaka ankasitraka ahy Yaveh Andriamanitrao"

mba haverina amiko indray ny tanako

DH: "mba hamerina ny tanako Yaveh"

naverina taminy indray ny tanan'ny mpanjaka, ary lasa toy ny teo aloha izany

DH: "namerina ny tanan'ny mpanjaka Yaveh ary nataony toy ny teo aloha izany"

Andao hody miaraka amiko ka haka aina

DH: "Andao hody miaraka amiko ary hihinana sakafo"