# Mangataha sitraka amin'i Yaveh Andriamanitrao Ny anarana hoe "sitraka" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "Mangataha mba ho afaka ankasitraka ahy Yaveh Andriamanitrao" # mba haverina amiko indray ny tanako DH: "mba hamerina ny tanako Yaveh" # naverina taminy indray ny tanan'ny mpanjaka, ary lasa toy ny teo aloha izany DH: "namerina ny tanan'ny mpanjaka Yaveh ary nataony toy ny teo aloha izany" # Andao hody miaraka amiko ka haka aina DH: "Andao hody miaraka amiko ary hihinana sakafo"