plt_tn/1ki/12/31.md

1.0 KiB

Jeroboama nanorina ireo trano tamin'ny toerana avo

Ireo mpiasa izay nanao izany araka ny didin'i Jeroboama dia nambara tamin'ny sarinteny dia ny anaran'i Jeroboama mihitsy izany. DH: "ireo mpiasan'i Jeroboama dia nanorina trano teo amin'ny toerana avo"

ireo trano tamin'ny toerana avo

Ny fampahalalana efa fantatra dia hoe trano fanompoana ireo. Ny tena hevitra fenon'io andianteny io dia afaka atao mazava. DH: "ireo trano fanompoana teo amin'ireo toerana avo"

nanendry mpisorona

"nanendry lehilahy mba ho mpisorona"

tamin'ny volana fahavalo, tamin'ny andro faha dimy ambin'ny folon'ny volana

Io dia ny volana fahavalo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy ambin'ny folo dia akaikin'ny fiandohan'ny Novambra amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahavalo"

niakatra teny amin'ny alitara

Ny hoe "niakatra" dia fomba fiteny hilazana ny fandehanana tany amin'ny toerana masina mba hanompo satria teo amin'ireo toerana masina ireo alitara ireo. DH: "nanolotra sorona teo amin'ny alitara"