plt_tn/1ki/12/31.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Jeroboama nanorina ireo trano tamin'ny toerana avo
Ireo mpiasa izay nanao izany araka ny didin'i Jeroboama dia nambara tamin'ny sarinteny dia ny anaran'i Jeroboama mihitsy izany. DH: "ireo mpiasan'i Jeroboama dia nanorina trano teo amin'ny toerana avo"
# ireo trano tamin'ny toerana avo
Ny fampahalalana efa fantatra dia hoe trano fanompoana ireo. Ny tena hevitra fenon'io andianteny io dia afaka atao mazava. DH: "ireo trano fanompoana teo amin'ireo toerana avo"
# nanendry mpisorona
"nanendry lehilahy mba ho mpisorona"
# tamin'ny volana fahavalo, tamin'ny andro faha dimy ambin'ny folon'ny volana
Io dia ny volana fahavalo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy ambin'ny folo dia akaikin'ny fiandohan'ny Novambra amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahavalo"
# niakatra teny amin'ny alitara
Ny hoe "niakatra" dia fomba fiteny hilazana ny fandehanana tany amin'ny toerana masina mba hanompo satria teo amin'ireo toerana masina ireo alitara ireo. DH: "nanolotra sorona teo amin'ny alitara"