plt_tn/1ki/11/34.md

20 lines
652 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Jeroboama izay nolazain'i Yaveh i Ahia.
# tsy haka...Aho
Eto ny teny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
# amin'ny tanan'i Solomona
Eto ny teny hoe "tanana" dia sarinteny izay manondro ny fahefan'ny olona, fifehezana sy hery. DH: "hiala eo amin'ny fifehezan'i Solomona"
# hanome izany anao
Eto ny teny hoe "anao" dia manondro an'i Jeroboama.
# hanana fanilo mandrakariva eo anatrehako
Ny teny hoe "fanilo" dia sarinteny izay manondro ny fisarihan'ny olona sy ny fitarihana. DH: "hanana taranaka hanapaka ho sarika sy fitarihana mba hankatoa ny fanekeko tamin'ny fianakavian'i Davida"