# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Jeroboama izay nolazain'i Yaveh i Ahia. # tsy haka...Aho Eto ny teny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh. # amin'ny tanan'i Solomona Eto ny teny hoe "tanana" dia sarinteny izay manondro ny fahefan'ny olona, fifehezana sy hery. DH: "hiala eo amin'ny fifehezan'i Solomona" # hanome izany anao Eto ny teny hoe "anao" dia manondro an'i Jeroboama. # hanana fanilo mandrakariva eo anatrehako Ny teny hoe "fanilo" dia sarinteny izay manondro ny fisarihan'ny olona sy ny fitarihana. DH: "hanana taranaka hanapaka ho sarika sy fitarihana mba hankatoa ny fanekeko tamin'ny fianakavian'i Davida"