plt_tn/1ki/11/18.md

355 B
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny ankapobeny:

Ity fizarana ity dia manohy ny fampahafantarana fototra izay nanomboka tao amin'ny 11:14.

Niala tao Midiana izy ireo

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Hadada sy ireo Edomita hafa voalaza tao amin'ny 11:14.

Midiana...Parana...Egypta

Ireo dia anaran-toerana.

Tapanesa

Io dia anaram-behivavy.