# Fampahafantarana amin’ny ankapobeny: Ity fizarana ity dia manohy ny fampahafantarana fototra izay nanomboka tao amin'ny 11:14. # Niala tao Midiana izy ireo Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Hadada sy ireo Edomita hafa voalaza tao amin'ny 11:14. # Midiana...Parana...Egypta Ireo dia anaran-toerana. # Tapanesa Io dia anaram-behivavy.