plt_tn/1ki/09/12.md

414 B

Fa tanàna inona ireto omenao ahy ireto, ry rahalahiko?

Niteny mafy an'i Solomona i Hirama. D.H: "ireto tanàna izany nomenao ahy dia tsy misy ilavana azy."

izay mbola hiantsoana azy ireo hatrany mandraka androany

D.H: "ary ny olona dia mbola miantso azy ireo ihany androany"

talenta volamena 120

Ny talenta dia mari-pandrefesana lanja izay mitovy amin'ny 34 kilograma. D.H: " volamena 4.000 kilograma"