# Fa tanàna inona ireto omenao ahy ireto, ry rahalahiko? Niteny mafy an'i Solomona i Hirama. D.H: "ireto tanàna izany nomenao ahy dia tsy misy ilavana azy." # izay mbola hiantsoana azy ireo hatrany mandraka androany D.H: "ary ny olona dia mbola miantso azy ireo ihany androany" # talenta volamena 120 Ny talenta dia mari-pandrefesana lanja izay mitovy amin'ny 34 kilograma. D.H: " volamena 4.000 kilograma"