plt_tn/1ki/08/37.md

20 lines
886 B
Markdown

# fahamainan'ny vary na maty fotsy
Ireo dia fomba fiteny ara-mpambolena izay anehoana ny tsy famokaran'ny vokatra tsirairay noho ny hakelin'ny orana na noho ny habetsakin'ny orana.
# valala na sompanga
Ny "valala" dia karazana valala izay manimba ny vokatra amin'ny fihinanana ny vokatra. Ny teny hoe "sompanga" dia anambarana ireo valala izay lehibe kokoa.
# vavaka nataon'ny olona iray na ny Israely vahoakanao manontolo
D.H: "olona iray, na ny olon'ny Israely rehetra, no mangataka sy mivavaka"
# vavaka sy fangatahana
ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 D.H: "fangatahana"
# mahalala ny loza any am-pony
Ireo mety ho heviny dia 1) "mahalala ny fahotany ao am-pony" na "mahalala ao am-pony fa ny areti-mandringana dia vokatry ny fahotany ihany."