plt_tn/1ki/08/37.md

886 B

fahamainan'ny vary na maty fotsy

Ireo dia fomba fiteny ara-mpambolena izay anehoana ny tsy famokaran'ny vokatra tsirairay noho ny hakelin'ny orana na noho ny habetsakin'ny orana.

valala na sompanga

Ny "valala" dia karazana valala izay manimba ny vokatra amin'ny fihinanana ny vokatra. Ny teny hoe "sompanga" dia anambarana ireo valala izay lehibe kokoa.

vavaka nataon'ny olona iray na ny Israely vahoakanao manontolo

D.H: "olona iray, na ny olon'ny Israely rehetra, no mangataka sy mivavaka"

vavaka sy fangatahana

ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 D.H: "fangatahana"

mahalala ny loza any am-pony

Ireo mety ho heviny dia 1) "mahalala ny fahotany ao am-pony" na "mahalala ao am-pony fa ny areti-mandringana dia vokatry ny fahotany ihany."