plt_tn/1ki/08/14.md

437 B

fivondronan'Israely rehetra

Ity dia amin'ny ankapobeny.

Ho deraina anie Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely

D.H: "Derao i Yaveh, Andriamanitry ny Israely"

tamin'ny tanany ihany

Ny tanana dia sarinteny ho an'ny herin'ny tanana. D.H: "amin'ny heriny manokana"

mba hitoeran'ny anarako

Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, sy "ho ... anarana" dia maneho amin'ny fanompoana olona. D.H: "mba hanompoan'ny olona ahy"