plt_tn/1ki/08/14.md

16 lines
437 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fivondronan'Israely rehetra
Ity dia amin'ny ankapobeny.
# Ho deraina anie Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely
D.H: "Derao i Yaveh, Andriamanitry ny Israely"
# tamin'ny tanany ihany
Ny tanana dia sarinteny ho an'ny herin'ny tanana. D.H: "amin'ny heriny manokana"
# mba hitoeran'ny anarako
Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, sy "ho ... anarana" dia maneho amin'ny fanompoana olona. D.H: "mba hanompoan'ny olona ahy"