plt_tn/1ki/08/12.md

246 B

Nambaran'i Yaveh fa ... aizim-pito

Miresaka amin'i Yaveh i Solomona ohatran'ny hoe miresaka amin'olon-kafa izy mba hanehoana fa manaja an'i Yaveh izy.

trano tsara taraehy

Trano be tsara tarehy izay onenan'ny olona manana ny maha izy azy.