plt_tn/1ki/08/12.md

8 lines
246 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nambaran'i Yaveh fa ... aizim-pito
Miresaka amin'i Yaveh i Solomona ohatran'ny hoe miresaka amin'olon-kafa izy mba hanehoana fa manaja an'i Yaveh izy.
# trano tsara taraehy
Trano be tsara tarehy izay onenan'ny olona manana ny maha izy azy.