16 lines
737 B
Markdown
16 lines
737 B
Markdown
# namory ireo loholon'Israely
|
|
|
|
"Nantsoina daholo ireo mpirarika ny Israely"
|
|
|
|
# olon'Israely rehetra
|
|
|
|
Ity dia afaka ampitahana 1) amin'ny olona izay nantsoin'i Solomona tany Jerosalema ary izay voaray an-tsoratra ao amin'ny 8:2 na 2) ireo izay niasa tany Jerosalema tamin'ny lanonana tsy dia tena hoe ireo lehilahy rehetra izay nipetraka tany Israely.
|
|
|
|
# tao amin'ny lanonana
|
|
|
|
Ity dia fampitahana amin'ny Fetin'ny Sokota, na koa fantatra toy ny Fetin'ny Tabernakely na Fetin'ny Fialofana (UDB).
|
|
|
|
# tamin'ny volana Etanima, izay volana fahafito
|
|
|
|
"Etamina" dia volana fahafito amin'ny kalandrie Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany farany amin'ny volana Septambra sy ny tapany voalohany amin'ny volana Octobra amin'ny kalandrie tandreana.
|