plt_tn/1ki/08/01.md

737 B

namory ireo loholon'Israely

"Nantsoina daholo ireo mpirarika ny Israely"

olon'Israely rehetra

Ity dia afaka ampitahana 1) amin'ny olona izay nantsoin'i Solomona tany Jerosalema ary izay voaray an-tsoratra ao amin'ny 8:2 na 2) ireo izay niasa tany Jerosalema tamin'ny lanonana tsy dia tena hoe ireo lehilahy rehetra izay nipetraka tany Israely.

tao amin'ny lanonana

Ity dia fampitahana amin'ny Fetin'ny Sokota, na koa fantatra toy ny Fetin'ny Tabernakely na Fetin'ny Fialofana (UDB).

tamin'ny volana Etanima, izay volana fahafito

"Etamina" dia volana fahafito amin'ny kalandrie Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany farany amin'ny volana Septambra sy ny tapany voalohany amin'ny volana Octobra amin'ny kalandrie tandreana.