plt_tn/1ki/07/23.md

731 B

koveta

Izany dia manondro tanky varahina na kovetabe izay afaka mitazona rano.

vy

Nanatsonika ny varahina i Hirama ary nanao izany tao anaty lasitra.

folo hakiho ... Dimy hakiho ... telopolo hakiho

Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "'4,6 metatra ... 2,3 metatra ... 13,8 metatra"

isaky ny sisiny

"eo amin'ny sisiny iray mankany amin'ny sisiny iray hafa"

ny manodidina

Ny manodidina dia elanelana na fandrefesana ny manodidina ny zavatra rakibolana na faritra.

Nisy tanatanamanga ny sisiny nanodidina ny koveta

Ny tanatanamanga dia karazany mafy, legioma boribory izay maniry eo amin'ny voaloboka eo amin'ny tany .

raha ny koveta mihitsy no natao.

D.H: "raha nanambatra ny Koveta i Hirama"