plt_tn/1ki/07/23.md

28 lines
731 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# koveta
Izany dia manondro tanky varahina na kovetabe izay afaka mitazona rano.
# vy
Nanatsonika ny varahina i Hirama ary nanao izany tao anaty lasitra.
# folo hakiho ... Dimy hakiho ... telopolo hakiho
Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "'4,6 metatra ... 2,3 metatra ... 13,8 metatra"
# isaky ny sisiny
"eo amin'ny sisiny iray mankany amin'ny sisiny iray hafa"
# ny manodidina
Ny manodidina dia elanelana na fandrefesana ny manodidina ny zavatra rakibolana na faritra.
# Nisy tanatanamanga ny sisiny nanodidina ny koveta
Ny tanatanamanga dia karazany mafy, legioma boribory izay maniry eo amin'ny voaloboka eo amin'ny tany .
# raha ny koveta mihitsy no natao.
D.H: "raha nanambatra ny Koveta i Hirama"