plt_tn/1ki/07/08.md

361 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia mitohy manoratra ny faritry ny lapa.

Ny tranon'i Solomona izay nonenany, tao amin'ny kianja hafa misy ny tanin-dapa, dia novolavolaina mitovy.

D.H: "Solomona dia nanana olona namolavola ny trano tao amin'izay nitoerany, tao amin'ny kianja hafa miaraka misy ireo tanin-dapa, tamin'ny fomba mitovy."