plt_tn/1ki/07/08.md

8 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia mitohy manoratra ny faritry ny lapa.
# Ny tranon'i Solomona izay nonenany, tao amin'ny kianja hafa misy ny tanin-dapa, dia novolavolaina mitovy.
D.H: "Solomona dia nanana olona namolavola ny trano tao amin'izay nitoerany, tao amin'ny kianja hafa miaraka misy ireo tanin-dapa, tamin'ny fomba mitovy."