plt_tn/1ki/07/01.md

24 lines
681 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia manoratra momban'ny toeran'i Solomona.
# Telo ambin'ny folo taona no nanaovan'i Solomona ny lapany.
Satria Solomona dia mpanajaka, ary ny hafa dia nanao ny asa ho azy.
# ny lapany
Raha tsy misy ilay teny "lapa" ny fiteninao, azonao ny mandika izany hoe "trano" na "trano be"
# ny Lapa tamin'ny Alan'ny Libanona
"ny trano dia nantsoina hoe Trano be an'ny alan'ny Libanaona"
# Zato hakihodimampolo hakihotelopolo hakiho
Hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "46 santimetatra ... 23 santimetatra ... 13,8 metatra"
# andry
Ny andry iray dia hazo lava mafy iray nampiasaina nanohanana ireo rindrina sy rihana.