# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra dia manoratra momban'ny toeran'i Solomona. # Telo ambin'ny folo taona no nanaovan'i Solomona ny lapany. Satria Solomona dia mpanajaka, ary ny hafa dia nanao ny asa ho azy. # ny lapany Raha tsy misy ilay teny "lapa" ny fiteninao, azonao ny mandika izany hoe "trano" na "trano be" # ny Lapa tamin'ny Alan'ny Libanona "ny trano dia nantsoina hoe Trano be an'ny alan'ny Libanaona" # Zato hakihodimampolo hakihotelopolo hakiho Hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "46 santimetatra ... 23 santimetatra ... 13,8 metatra" # andry Ny andry iray dia hazo lava mafy iray nampiasaina nanohanana ireo rindrina sy rihana.