plt_tn/1ki/06/37.md

1.1 KiB

tamin'ny taona faha efatra ... Tamin'ny taona faha-iraika ambin'ny folo

Ny teny "faha efatra" sy "faha-iraika ambin'ny folo" dia endrika tsotran'ny "efatra" sy "iraika ambin'ny folo". Mety ilainao ny manao ny hetsika avy amin'izay hanisan'ny mpanoratra ny taona mazava tsara. D.H: "ny taoana faha efatra taorian'ny nahalasa mpanajaka an'i Solomona ... ny taona faha-iraika ambin'ny folo taorian'i Solomona lasa mpanjaka"

ny tranon'i Yaveh

"ny tempoly" (UDB)

tamin'ny volan'ny Ziva

"Ziva" dia anaran'ny volana faha roa

tamin'ny volan'i Bola, izay volana fahavalo

"Bula" volana faha valo amin'ny tetiaran'ny Hebreo. Mandritry ny antsasaky ny faran'ny volona Octobra izany ary ny antsasaky ny voalohan'ny volana Novambra amin'ny tetiandro Tavaratra.

dia vita tanteraka tamin'ny lafiny rehetra sy ny famaritana rehetra ny trano

D.H: "izy ireo dia nahavita ny fananganana nanerana ny trano rehetra. Nanangana izany tokona izy ireo araka ny fomba nilazan'i Solomona hananganany izany"

Nandany i Solomona

Azo hadika amin'ny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky ka nahafahan'ireo olon-kafa nanampy an'i Solomona anao izany.