# tamin'ny taona faha efatra ... Tamin'ny taona faha-iraika ambin'ny folo Ny teny "faha efatra" sy "faha-iraika ambin'ny folo" dia endrika tsotran'ny "efatra" sy "iraika ambin'ny folo". Mety ilainao ny manao ny hetsika avy amin'izay hanisan'ny mpanoratra ny taona mazava tsara. D.H: "ny taoana faha efatra taorian'ny nahalasa mpanajaka an'i Solomona ... ny taona faha-iraika ambin'ny folo taorian'i Solomona lasa mpanjaka" # ny tranon'i Yaveh "ny tempoly" (UDB) # tamin'ny volan'ny Ziva "Ziva" dia anaran'ny volana faha roa # tamin'ny volan'i Bola, izay volana fahavalo "Bula" volana faha valo amin'ny tetiaran'ny Hebreo. Mandritry ny antsasaky ny faran'ny volona Octobra izany ary ny antsasaky ny voalohan'ny volana Novambra amin'ny tetiandro Tavaratra. # dia vita tanteraka tamin'ny lafiny rehetra sy ny famaritana rehetra ny trano D.H: "izy ireo dia nahavita ny fananganana nanerana ny trano rehetra. Nanangana izany tokona izy ireo araka ny fomba nilazan'i Solomona hananganany izany" # Nandany i Solomona Azo hadika amin'ny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky ka nahafahan'ireo olon-kafa nanampy an'i Solomona anao izany.