plt_tn/1ki/05/13.md

20 lines
615 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona dia manery olona hanangana tempoly.
# Nampiantso mpanao asa an-terivozona tamin'ny Israely rehetra
"nanery olona hiasa avy amin'ireo Israely"
# mifandimby
Any dia misy vondrona telo izay manao fivadiahana mandany iray volana any Libanaona ary roa volana any an-trano.
# Iray volana izy ireo no tany Libanona ary roa volana tany an-trano.
Ny vondron-kazo tsirairay dia nandany iray volana tamin'ny fiasana tany Libanaona ary roa volana tao an-trano tany Israely.
# nampanekena ho amin'ny asa an-terivozona
D.H: "ny olona izay noteren'i Solomona hiasa ho azy"