plt_tn/1ki/05/13.md

615 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona dia manery olona hanangana tempoly.

Nampiantso mpanao asa an-terivozona tamin'ny Israely rehetra

"nanery olona hiasa avy amin'ireo Israely"

mifandimby

Any dia misy vondrona telo izay manao fivadiahana mandany iray volana any Libanaona ary roa volana any an-trano.

Iray volana izy ireo no tany Libanona ary roa volana tany an-trano.

Ny vondron-kazo tsirairay dia nandany iray volana tamin'ny fiasana tany Libanaona ary roa volana tao an-trano tany Israely.

nampanekena ho amin'ny asa an-terivozona

D.H: "ny olona izay noteren'i Solomona hiasa ho azy"