plt_tn/1ki/05/09.md

16 lines
331 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Hirama mpanajaka mamaly an'i Solomona hatrany.
# fehezina anaty vatan-kazo ireo
"fatorana miaraka ireo mba hitsingevana mitambatra.
# hampanapahana azy ireo any
D.H: "hamaha ireo hazo tsirairay ireo mpiasako"
# Ho ataonao izay iriko
"Afaka ataonao izay iriko" na "afaka honeranao aho"