plt_tn/1ki/05/09.md

331 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Hirama mpanajaka mamaly an'i Solomona hatrany.

fehezina anaty vatan-kazo ireo

"fatorana miaraka ireo mba hitsingevana mitambatra.

hampanapahana azy ireo any

D.H: "hamaha ireo hazo tsirairay ireo mpiasako"

Ho ataonao izay iriko

"Afaka ataonao izay iriko" na "afaka honeranao aho"