plt_tn/1ki/05/04.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Somona dia mitohy miresaka amin'i Hirama mapanjaka momba ny fananganana ny tempoly.
# efa nanome ahy fitsaharana amin'ny lafiny rehetra.
Talohan'ny nahalasa mpanjaka an'i Davida, Davida panajaka sy ireo vahoakan'Israely dia efa an'ady, siangy anio Solomona mpanjaka sy ireo olona dia tao am-pitsaharana sy tamin'ny fotoam-pilamianana.
# Tsy misy na mpifananadrina na loza
na olona izay mahatonga haratsiana na zava-nitranga voajanahary izay mahatonga haratsiana. D.H: "voahambina avy amin'ireo fahavalo sy loza voajanahary isika"
# mpifanandrina
fahavalo
# loza
tranga izay mahatonga fanaratsiana amin'ny olona sy ny vintan'izy ireo.
# koa
Ity dia hanamafisana ny teny manaraka. "Indro! Izany no handeha ataoko izao." na "Satria noho izany no nataon'i Yaveh tamiko, dia izany no handeha ho ataoko."
# ho an'ny anaran'i Yaveh Andriamanitro aho, araka izay noresahan'i Yaveh tamin'i Davida ...
Ny teny "anarana" dia sarinteny amin'ny olona. D.H: ''izay hitoeran'i Yaveh Andriamanitro ... izay hitoerako"
# hapetrako eo amin'ny seza fiandriananao eo amin'ny toeranao,
Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho fitondrana ho mpanajaka. D.H: "meteza ho mpanjaka handimby anao"