plt_tn/1ki/05/04.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Somona dia mitohy miresaka amin'i Hirama mapanjaka momba ny fananganana ny tempoly.

efa nanome ahy fitsaharana amin'ny lafiny rehetra.

Talohan'ny nahalasa mpanjaka an'i Davida, Davida panajaka sy ireo vahoakan'Israely dia efa an'ady, siangy anio Solomona mpanjaka sy ireo olona dia tao am-pitsaharana sy tamin'ny fotoam-pilamianana.

Tsy misy na mpifananadrina na loza

na olona izay mahatonga haratsiana na zava-nitranga voajanahary izay mahatonga haratsiana. D.H: "voahambina avy amin'ireo fahavalo sy loza voajanahary isika"

mpifanandrina

fahavalo

loza

tranga izay mahatonga fanaratsiana amin'ny olona sy ny vintan'izy ireo.

koa

Ity dia hanamafisana ny teny manaraka. "Indro! Izany no handeha ataoko izao." na "Satria noho izany no nataon'i Yaveh tamiko, dia izany no handeha ho ataoko."

ho an'ny anaran'i Yaveh Andriamanitro aho, araka izay noresahan'i Yaveh tamin'i Davida ...

Ny teny "anarana" dia sarinteny amin'ny olona. D.H: ''izay hitoeran'i Yaveh Andriamanitro ... izay hitoerako"

hapetrako eo amin'ny seza fiandriananao eo amin'ny toeranao,

Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho fitondrana ho mpanajaka. D.H: "meteza ho mpanjaka handimby anao"