plt_tn/1ki/04/11.md

20 lines
768 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny lisitr'ireo manam-pahefan'i Solomona dia mitohy, ary ny lisitr'ireo faritra ao amin'izay sahan'izy ireo dia manomboka.
# Beni-Abinadaba ... Beni-gabera ... Jaïra ... ... Manase ... AhinadabaIdo ...Ido
anaran'olona
# tao amin'ny distrikan'i Dora rehetra ... tao Tanaka ... Ramota-gileada ... tao Mahanaima
"ireo manam-pahefana izay misahana ny distrikan'i Dora ... ireo manam-pahefana izay misahana an'i Tanaka ... ireo manam-pahefana izay misahana an'i Ramota Gileada ... ireo manam-pahefana izay misahana an'i Manahima"
# Tafata
anaram-behivavy
# Dora ... Beti-sana ... Zaretana ... Jezirela ... Beti-sana ka hatrany Abela-mehola ... Jokneama ... Ramota-gileada ... Argoba ... Basana ... Mahanaima
anaran-toerana