# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny lisitr'ireo manam-pahefan'i Solomona dia mitohy, ary ny lisitr'ireo faritra ao amin'izay sahan'izy ireo dia manomboka. # Beni-Abinadaba ... Beni-gabera ... Jaïra ... ... Manase ... AhinadabaIdo ...Ido anaran'olona # tao amin'ny distrikan'i Dora rehetra ... tao Tanaka ... Ramota-gileada ... tao Mahanaima "ireo manam-pahefana izay misahana ny distrikan'i Dora ... ireo manam-pahefana izay misahana an'i Tanaka ... ireo manam-pahefana izay misahana an'i Ramota Gileada ... ireo manam-pahefana izay misahana an'i Manahima" # Tafata anaram-behivavy # Dora ... Beti-sana ... Zaretana ... Jezirela ... Beti-sana ka hatrany Abela-mehola ... Jokneama ... Ramota-gileada ... Argoba ... Basana ... Mahanaima anaran-toerana