plt_tn/1ki/03/21.md

12 lines
304 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo mpivaro-tena roa dia mbola mizara ny tantarany amin'i Solomona.
# hampinono ny zanako
Ity dia midika famahanana ronono ny zanany avy amin'ny nonony.
# teo anatrehan'ny mpanjaka
"teo anatrehan'i Solomona" na "raha vao mahita sy mandre azy ireo i Solomona"