# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo mpivaro-tena roa dia mbola mizara ny tantarany amin'i Solomona. # hampinono ny zanako Ity dia midika famahanana ronono ny zanany avy amin'ny nonony. # teo anatrehan'ny mpanjaka "teo anatrehan'i Solomona" na "raha vao mahita sy mandre azy ireo i Solomona"