plt_tn/1ki/02/19.md

874 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Handeha any amin'i Solomona mpanjaka miaraka amin'ny fangatahan'i Adonia i Batseba.

Dia nitsangana ny mpanjaka

"Nitsangana ny mpanjaka" avy eo amin'izay nipetrahany teo amin'ny seza fiandrianany.

nanana seza fiandrianana nentina

D.H: "niresaka tamin'ny olona hitondra seza fiandrianana."

renin'ny mpanjaka

Batseba.

satria tsy handà ahy ianao... tsy handà anao aho

fandaozana olona dia sarinteny amin'ny fandàvana hijery olona, ka izay mivadika dia sarinteny amin'ny fandavàna hatao amin'izay olona mangataka. D.H: "aza mandà hanao izay angatahiko... tsy handao hanao izay hangatahinao aho"

Aleo i Abisaga ilay Sonemita mba ho atolotra an'i Adonia rahalahinao ho vadiny.

D.H: "Mamela an'i Adonia ... hanambady an'i Abisaga ilay Somanita" na "Manolotra an'i Abisaga ilay Somanita amin'i Adonia ... ho vadiny"