plt_tn/1ki/02/19.md

24 lines
874 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Handeha any amin'i Solomona mpanjaka miaraka amin'ny fangatahan'i Adonia i Batseba.
# Dia nitsangana ny mpanjaka
"Nitsangana ny mpanjaka" avy eo amin'izay nipetrahany teo amin'ny seza fiandrianany.
# nanana seza fiandrianana nentina
D.H: "niresaka tamin'ny olona hitondra seza fiandrianana."
# renin'ny mpanjaka
Batseba.
# satria tsy handà ahy ianao... tsy handà anao aho
fandaozana olona dia sarinteny amin'ny fandàvana hijery olona, ka izay mivadika dia sarinteny amin'ny fandavàna hatao amin'izay olona mangataka. D.H: "aza mandà hanao izay angatahiko... tsy handao hanao izay hangatahinao aho"
# Aleo i Abisaga ilay Sonemita mba ho atolotra an'i Adonia rahalahinao ho vadiny.
D.H: "Mamela an'i Adonia ... hanambady an'i Abisaga ilay Somanita" na "Manolotra an'i Abisaga ilay Somanita amin'i Adonia ... ho vadiny"