plt_tn/1ki/01/52.md

519 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona dia mamindra fo ny fiainan'i Adonia.

na dia singam-bolony iray aza tsy ho latsaka amin'ny tany

Ity dia fanitarana hilazàna fa i Solomona dia hampilamina an'i Adonia. D.H: "na dia singam-bolo iray amin'ny lohany aza no hilatsaka" na "hampilamina azy aho"

faharatsiana kosa no hita ao aminy,

Ny anarana "haratsiam-panahy" dia azo lazaina ho matoanteny. Izany dia voalaza toy ny zavatra izay hita ao amin'ny fitoeran-javatra iray. D.H: "izy dia manao izay ratsy"