plt_tn/1ki/01/52.md

12 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona dia mamindra fo ny fiainan'i Adonia.
# na dia singam-bolony iray aza tsy ho latsaka amin'ny tany
Ity dia fanitarana hilazàna fa i Solomona dia hampilamina an'i Adonia. D.H: "na dia singam-bolo iray amin'ny lohany aza no hilatsaka" na "hampilamina azy aho"
# faharatsiana kosa no hita ao aminy,
Ny anarana "haratsiam-panahy" dia azo lazaina ho matoanteny. Izany dia voalaza toy ny zavatra izay hita ao amin'ny fitoeran-javatra iray. D.H: "izy dia manao izay ratsy"