plt_tn/1ki/01/26.md

12 lines
634 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Natana mpaminany dia mirseaka amin'i Davida mpanjaka.
# ia nanao izany ka tsy niteny taminay, mpanomponao, izay tokony hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana handimby azy ve ny mpanjaka tompoko?
Ity dia fomba iray amin'ny fanehoana haja amin'ny mpanjaka. D.H: "Ianao ve ry mpanjaka tompoko, nanao izany tsy nilaza taminay, sy ireo mpanomponao, hoe iza no tokony hipetraka eo amin'ny sez fiandrianana handimby anao?"
# izay tokony hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana
Fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia sarin-teny iray amin'ny maha mpanjaka. D.H: "izay ho mpanjaka handimby azy"