plt_tn/1ki/01/26.md

634 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Natana mpaminany dia mirseaka amin'i Davida mpanjaka.

ia nanao izany ka tsy niteny taminay, mpanomponao, izay tokony hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana handimby azy ve ny mpanjaka tompoko?

Ity dia fomba iray amin'ny fanehoana haja amin'ny mpanjaka. D.H: "Ianao ve ry mpanjaka tompoko, nanao izany tsy nilaza taminay, sy ireo mpanomponao, hoe iza no tokony hipetraka eo amin'ny sez fiandrianana handimby anao?"

izay tokony hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana

Fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia sarin-teny iray amin'ny maha mpanjaka. D.H: "izay ho mpanjaka handimby azy"