plt_tn/1jn/04/19.md

8 lines
334 B
Markdown

# mankahala ny rahalahany
"mankahala ny namana mpino"
# ilay iray izay tsy mitia ny rahalahany, izay hitany, dia tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra, izay tsy hitany
Ny fehezanteny roa mifanohitra toy izao dia mifangaro, fa afaka atao hoe: DH: "izay tia ny rahalahiny ihany , izay hitany, no tia an'Andriamanitra, izay tsy hitany"